Radio Loharano Velona
Radio Loharano Velona

Ny Radio Loharano velona dia natao ho fitoriana Filazantsara amin'izao tontolo izao amin'ny fiteny samihafa. Azonao atao koa ny mandefa email aty aminay momba ny lohahevitra tianao hianarana na hovelarina et amin'ny RLV. Mbola eo am-piketrehana ny lafiny teknika izahay ka ialana tsikera ny mbola tsy fisian'ny fandaharana. Efa miasa mafy ire teknisiana ato amin'ny RLV mba hamoahana fandaharana mivantana avy ato amin'ny studio RLV. Misaotra anareo mpihaino marobe manarena izao tontolo izao manaraka ny RLV. Ho aminareo anie ny fiadanana avy amin'ny Tompontsika Jesosy Kristy.

Announcements

Fisokafan'ny Radio Loharano Velona

Hira ara-pilazantsara maro

December 28, 2022