Oviana marina Jesosy sy ny mpianany no nihinana ny Paska?
20 July 2021

Oviana marina Jesosy sy ny mpianany no nihinana ny Paska?

Fiangonan'Andriamanitra Miray
About
Ny 14 Abiba Jesosy sy ny mpianany no nihinana ny Paska. Matio 26: 17. Ary tamin'ny voalohan'ny andro fihinanana ny mofo tsy misy masirasira dia nankeo amin'i Jesosy ny mpianatra ka nanao hoe: Aiza no tianao hamboarinay hihinananao ny Paska?