Ny Batisan'ny Rano
18 July 2021

Ny Batisan'ny Rano

Fiangonan'Andriamanitra Miray

About

Ny batisan'ny rano no dingana lehibe ho amin'ny famonjena ny fanahy aorian'ny fibebahana. Inona no tsara ho fantatra momba ny batisa? 


« Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Lazaiko aminao marina dia marina tokoa: Raha tsy ateraka indray* ny olona, dia tsy mahazo mahita ny fanjakan'Andriamanitra. [*Na: ateraka avy ambony] » (Jaona 3:3)


« Ary ho halan'ny olona rehetra ianareo noho ny anarako: fa izay maharitra hatramin'ny farany no hovonjena. » (Marka 13:13)


« [Izay mino sy atao batisa no hovonjena; fa izay tsy mety mino no hohelohina] » (Marka 16:16)


« Izay ateraky ny nofo dia nofo; ary izay ateraky ny Fanahy dia fanahy. » (Jaona 3:6)


Azonao fantarina koa ny momba ny Batisan'ny Fanahy Masina, ny batisa amin'ny anaran'i Jesosy, sy ny atao hoe batisa amin'ny anaran'ny Ray sy Zanaka ary Fanahy Masina.