Fiainana Kristiana - Sabata andro fahafito sy Sabata fito isan-taona : Famantarana (Fiz. 1)

Fiainana Kristiana - Sabata andro fahafito sy Sabata fito isan-taona : Famantarana (Fiz. 1)

Fiami
01:09:05

About this episode

Ny fiainana kristiana dia fomba fiaina iray. Ny Sabata no fifamantarana eo amin'Andriamanitra Mpamorona sy ny olombelona. Ezekiela 20:9-20, Lioka 14:1-13, 1 Korintiana 5: 1-14. Azonao vakiana ao amin’ny tranokala ny andininy rehetra: https://fiamikristiana.blogspot.com/p/sabata-andro-fahafito-sy-sabata-fito.html?m=0