Inona no antom-pisian'ny Fiangonan'Andriamanitra?
Fiami
00:24:23
LinkPodcast
FIAMI Radio
About this episode
Tamin’ny andro Pentekosta no niorenan'ny Fiangonana Kristiana voalohany (Asan’ny Apostoly 2). An'arivony maro no natao batisa tamin’ny anaran’i Jesosy tamin'io andro io. Inona no antom-pisian'ny Fiangonan'Andriamanitra? Azonao henoina ato ny momba izany.