2022-08-20-Mpitaingin-tsoavaly fotsy-AK REC_0000196.mp322 September 2022Manambara an'iza ireo mpitaingin-tsoavaly fotsy lazain'ny Apokalypsy 6 sy Apokalypsy 19 ?01:15:27
2022-07-02-Nahoana no ianarana ny Baiboly -Fiz 1 -REC_0000150.mp319 September 2022Nahoana isika no tokony hanam-paniriana HIANATRA Baiboly? Mbola andron’ny Baiboly ve izao vanim-potoana fankanesana any amin'ny "habakabaka" izao?00:53:45
2022-06-25-Fetiny Tabernakely Voalohany Tao Sinay REC_0000147.mp318 September 2022Rehefa tonga teo ampitan'ny Ranomasina Mena ny Israelita, dia nitodika nijery ary nahita an'i Farao sy ny tafiny niditra tamin'ny lalana nalehany. Rehefa teo anelanelan'ny manda rano ireo miaramila rehetra, dia navelan'Andriamanitra hianjera tampoka ny rano, ary nahafaty ny tafika Egyptiana.00:49:11
2022-07-02-Nahoana no ianarana ny Baiboly Fiz2 REC_0000151.mp313 August 2022Nahoana no Hianarana ny Baiboly? 00:39:03
2022-07-09-Andro hanokafana Faminaniana izao-tt REC_0000153.mp313 August 2022Andro hanokafana ny faminaniana izao 00:45:58
2022-07-02-Nahoana no ianarana ny Baiboly -Fiz 1 -REC_0000150.mp313 August 2022Nahoana no Hianarana ny Baiboly? 00:53:44
2022-04-09-Fiz1-Fahatakarana ny Paska.mp312 August 2022Mila mahatakatra ny Paska isika. Tsy ilaina ny hanaraka izany amin'ny fomban-drazana fotsiny.Nilaza i Kristy fa raha tsy mihinana ny nofony sy misotro ny rany isika, dia tsy manana fiainana ao aminy isika, Jaona 6:53. Zava-dehibe mihintsy izany.00:54:10
2022-04-02-Taombaovao Fiz 2.mp312 August 2022Ny volana Abiba no volana voalohany amin'ny taona araka ny kalendrie masin'Andriamanitra. 00:34:57
2022-04-02- Taombaovaon i Jehovah Fiz1.mp312 August 2022Eksodosy 12: 1. Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy sy Arona teo amin'ny tany Egypta ka nanao hoe: 2. Ity volana ity ho voaloham-bolana ho anareo; dia ho voaloham-bolana amin'ny taona ho anareo izy. 00:56:05
20210410_Fanavahana madio sy maloto.mp301 May 2022Ny fihinanana biby maloto dia fahavetavetana eo imason'i Jehovah ary manimba ny fanahy.00:23:10