Tatitra 29 avril 2024
29 April 2024

Tatitra 29 avril 2024

Programme ara-panahy

About
Ataovy tatitra ny hoe handroso ianao. Vela-pandriky ny devoly ho anao ny fakam-panahy nefa aleo fandrihan'i Jesosy. Raha vao tsy ao anatinao ny afaliana dia mora amin'ny devoly ny maka fanahy anao.