Paska : Hevitra ara-bakiteny sy ara-panahy
20 July 2021

Paska : Hevitra ara-bakiteny sy ara-panahy

Fiangonan'Andriamanitra Miray

About
Ny Paska dia anisan'ireo andro firavoravoana voatendrin'i Jehovah isan-taona. Ny 14 Abiba rehefa hariva no itandremana ny Paska.