Mahatsiarova ny Andro Sabata
20 July 2021

Mahatsiarova ny Andro Sabata

Fiami Podcasts
About
Eksodosy 20: 8. Mahatsiarova ny andro Sabata hanamasi­na azy. Eksodosy 31: 17. Ho famantarana amiko sy amin'ny Zanak'Isiraely mandrakizay izany; fa tamin'ny henemana no nanaovan'i Jehovah ny lanitra sy ny tany, ary tamin'ny andro fahafito dia nitsahatra Izy ka niala sasatra.