Fitandremana ny andro masin'Andriamanitra - Fiz 2
27 August 2021

Fitandremana ny andro masin'Andriamanitra - Fiz 2

Fiami Podcasts
About
Nanendry fotoam-pivavahana hitsaharana sy hanaovana fivoriana masina ho Azy Jehovah. Paska, Mofo Tsy Misy Masirasira, Pentekosta. Tsy maintsy any Jerosalema ve no hitandremana ny fety? Mbola mila mitondra biby atao fanatitra ihany sy vary tririka koa ve?