Miara-mandeha amin'Andriamanitra ny tena Kristiana

Miara-mandeha amin'Andriamanitra ny tena Kristiana

Fiami
01:03:56

About this episode

Genesisy 5: 21-24

Jaona 15: 1-16

Hebreo 11: 8-19 - Tsy isalasalana fa namiratra tamin’ny hatsaram-panahy i Enoka. Mariho izay lazain’ny Baiboly mikasika azy. Ny filazana hoe “nafindran’Andriamanitra Enoka ka tsy hita” dia azo ampitahaina amin’ny namindran’Andriamanitra ny mpaminany Elia, izay voalaza fa nampiakarina tamin’ny tafio-drivotra ho any an-danitra ka tsy hita. Azonao arahina ao amin'ny tranokalan’ny Fiangonan’Andriamanitra Miray ny lahatsoratra mirakitra ny toriteny sy ny Sekoly Sabata, ao amin'ny fizarana hoe "Fiainana Kristiana": Https://fiamiray.blogspot.com