2022-03-05-Fiangonana Reny ara-panahy.mp3

2022-03-05-Fiangonana Reny ara-panahy.mp3

00:35:04
Link

About this episode

Nilaza mazava i Jesosy hoe: "ny fanjakako tsy avy amin'izao tontolo izao" (izany hoe tsy nanomboka tamin'io fotoana io), na dia nanomboka tamin'ny andro Pentekôsta aza (Asa 2) raha ny tena izy ny fiangonana ara-panahy (Matio 16:18).