2021-08-21- Ny antony tsy maintsy hitandreman'ny Kristiana ny andro masin'Andriamanitra - Fiz 1
27 August 2021

2021-08-21- Ny antony tsy maintsy hitandreman'ny Kristiana ny andro masin'Andriamanitra - Fiz 1

Fiami Podcasts
About
Inona no antony tsy maintsy hitandreman'ny Kristiana ny andro masin'Andriamanitra? Eksodosy 31:12-18, Marka 3:1-6, 2 Petera 3:8-10. Raha Andriamanitra no manendry fotoana hivavahana Aminy, dia tokony hanendry fotoana hafa ve ny olombelona? Mbola tokony hotandremana ve ny andro firavoravoana voatendrin’i Jehovah?