Fiangonan'Andriamanitra Miray, Fikambanana Iraisam-pirenena, Vondrom-paritra Afrika Atsinanana.
Apokalypsy 6 sy Apokalypsy 19
Nahoana no tokony hianatra sy handinika mandrakariva ny Baiboly isika?
Moa ve fanatrao fa ny andro Pentekosta voalohany dia tao an-tendrombohitra Sinay, ary ny andro firavoravoana fitoerana an-trano rantsan-kazo voalohany koa dia niarahana tamin'i Jehovah tao an-tendrombohitra Sinay?
Fototry ny fahalalana ny Baiboly, nefa samy manana ny heviny avokoa ny olona rehetra momba ny hevitry ny Baiboly.
Tenin'Andriamanitra : Daniela 2
Ny Baiboly tenin'Andriamanitra, mirakitra ny fahamarinana hahazoana fiainana mandrakizay.
TENIN’ANDRIAMANITRA: Isaia : 53:1-12, Jaona 6:34-58, Hebreo 9:1-12
Eksodosy 12:1-2
Eksodosy 12:
1. Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy sy Arona teo amin'ny tany Egypta ka nanao hoe: 2. Ity volana ity ho voaloham-bolana ho anareo; dia ho voaloham-bolana amin'ny taona ho anareo izy.
Levitikosy 11: Inona ny biby azo hohanina sy tsy azo hohanina?